\v 28 \v 29 \v 30 Mankanesa aty Amina; nareo daƓly ze miasa sy mitondra mavesatra, de ameko fitsaarana nareo. Ento ny ziogako ary menara amina; fa malemy fanahy sy magnetry tegna am-po Za, de haita fitsaarana ho an'reo fanahinareo nareo. Fa mora ny ziogako ary maivana ny entako.