\v 42 Jesôsy nitare tami'zareo hoe: Tsy mbola namaky ny soratra Masina mihintsy va nareo hoe: 'Ny vato nolavin'ny mpanori-trano no natao vato fahizoro. Avy tamin'ny Tompo zany, ary mahagaga eo imasontsika'?