\v 17 Ary ra tsy maneky ny hiaino an-jareo izy, de lazao amin'ny fiangonana ny ra nitranga. Ra tsy magneky hiaino ny fiangonana iany kô izy, de ambilao izy ho ôtran'ny Jentilisa sy ny mpitaky hetra.