\v 16 Fa nankaigny Galilia reo mpianatra raika ambefolo, taigny amin'ny tendrombohitra ze efa natoron'i Jesosy an'azy reo. \v 17 Rafa natazana an'Azy zareo, de nidera an'azy, fa ny sasagny kosa niahiahy.