\v 14 Rafa tonga taigny amin'ny governora zany tatitra zany, de handresy latra an'azy tsika ary hanala ahiahy aminareo." \v 15 Ary de nalain'ny miaramila ny vola ary nagnano arak-ze efa nolazaina an'azy zareo. Ary zany tatitra zany de nieli-patrana takeo am-reo Jiosy ary mitohy mandrak-zao aza.