\v 65Ozy Pilato tamin-jareo hoe: "Makà mpiambina. Mandeana ary ambeso tsara araka ze vintanareo izany." \v 66 De nandè izy reo ary niambina ny fasagna, nanisy tombokase ny vato ary nametraka ny mpiambina.