\v 57 Rafa ariva ny andro, de nisy leila raika manan-karena avy aigny Armatia tonga, antsovina hoe Josefa, ze mpianatr'i Jesosy iany kô. \v 58 Nagnatona an'i Pilato izy ary nangataka ny fatin'i Jesosy. De nobekon'i Pilato omegna an'azy zany.