\v 27 Avy akeo reo miaramilan'ny governora naka an'i Jesosy hakao an-dapa ary nagnangona reo vondrona miaramila daôly. \v 28Nagnala ny fitafiagny zareo ary nampagnao akanjo jaky an'Azy. Nagnambôtra satro-boninahitra tsilo zareo ary nametraka izeigny takeo an-dôny, ary nametraka tehina takeo amin'ny tagnany ankavanana. \v 29Nedohalika takeo agnatreny zareo ary naneso an'Azy, nagnano hoe: "Arahaba, ry mpanjakan'ny Jiosy!"