\v 25 Reo ôla daôly nitare hoe: "Ho aminany sy ny zanakay anie ny ràny." \v 26 De nalefany ho an-jareo Barabasy, fa nively karavasy an'i Jesosy izy ary nagnolotra an'Azy ho fantsina.