\v 15 Ary isakin'ny fety de fômban'ny governora ny mamôka gadra raika vôfidin'ny vahôka. \v 16 Tamin'io fotoana io, nagnana gadra malaza ratsy antsoina hoe Barabasy zareo.