\v 67 Avy akeo izy reo nandrora ny tareny sy nitaroka an'Azy, ary namely tefaka an'Azy, \v 68 ary nagnano hoe: "Maminagnia aminay, ry Kristy. Iza no namely Anao?"