\v 26 Raha mbola nignana zareo, de naka ny mofo Jesosy, ary nisôtra sy nanapaka izany. Nameny an-reo mpianatra izany ary nitare Izy hoe: "Raiso, hoano, ity ny vatako."