\v 14 Avy akeo ny raika tam-reo rombefolo, ze nantsovigna hoe Jodasy Iskariota, nankegny amin'ny leiben'ny mpisorogna \v 15 ary nagnano hoe: "Omenareo ôtrin za hagnolorako an'Azy aminareo?" Nandanja volafotsy madinika telopolo izy reo ho an'azy. \v 16 Tam-zany fotôgna zany de nikaraka fahafana izy mba hagnolorana an'Azy amin'izy reo.