\v 12 Fa rafa nagnidigna izany menaka manitra zany tamin'ny vatako izy, de natôgny ho an'ny fandevegnana Ana zany. \v 13 Lazaiko marina aminareo, na aiza na aiza hitorina ny filazantsara aketo am-zao tontolo zao, ze natôgn'ity vevavy ty de ho lazaina iany kô ho fatserovagna an'azy."