\v 3 Avy akeo ny leiben'ny mpisorogna sy ny loholona niara-nivory takao amin'ny lapan'ny mpisorogna-be, ze nantsovina hoe Kaiafa. \v 4 Niara-nagnano tetika izy reo mba hisamboragna mangigna an'i Jesosy ary hamono an'Azy. \v 5 Fa ozy izy reo hoe: "Tsy amin'ny fety, mba tsy hisian'ny korontagna akeo amin'ny ôla."