\v 1 Rafa vitan'i Jesosy zany teny daôly zany, de nitare tamin-reo mpianagny Izy hoe: \v 2 "Fantatrareo fa afaka ro andro de ho tonga ny Paska, ary hatolotra hombogna amin'ny hazofijaligna ny Zanak'Ôla."