\v 41 Ary izy hilaza amin-reo ze akeo ankaviany hoe: 'Mialà aminà, Nareo ze vôhozogna, ho aigny amin'ny afo mirehitra mandrakizay ze efa vôhomagna hoan'ny devoly sy reo anjeliny, \v 42 satria nôgna Za, fa tsy namenareo sakafo; nangetaeta Za, fa tsy namenareo hosotroina; \v 43 nivahiny Za, fa tsy nampandrosoinareo; niboridagna Za, nefa tsy nampitafinareo; narary sy tao am-ponja Za, fa tsy nokarakarainareo.'