\v 34 Ary ny mpanjaka hiteny amin-reo ze akeo an-tagnana ankavanany hoe: 'Ave, anareo ze notahin'ny Raiko, mandovà ny fanjakana ze efa vôhomagna ho an'nareo hatrizay nagnorenana an-zao tontolo zao. \v 35 Fa nôgna Za de namenareo hanina; nangetaheta Za de namenareo ho sotroina; nivainy Za de nampandrosoinareo; \v 36 niboridagna Za de nampitafinareo; narary Za nokarakarainareo; ary taigny am-ponja Za de nakany Aminà nareo.'