\v 26 Ary namaly an'azy ny tompony ka nagnano tamin'azy hoe: "Enao ry mpanompo ratsy sady kamo, fantatrao fa za de mandidy akaigny amin-ze tsy namafazako sy magnangom-bokatra akaigny amin-ze tsy namboleko. \v 27 No zany de tokony namenao ny mpanjana-bola ny volako ka rafa niverigna za de nandray ny anĂ  miaraka amin'ny tombony.