\v 22 Le mpanompo ze naray talenta roey de nagnatona sy nitare hoe: "Tompoko, namenao talenta roey za, indro, nagnatombo talenta roey hafa za." \v 23 Nitare an'azy ny tompony hoe: "Tsara zany, mpanompo tsara sady matoky! Natoky tamin'ny ra vitsivitsy enao. Za hampendraikitra an'anao amin'ny ra betsaka. Midira amin'ny fifalian'ny tomponao."