\v 10 Raha nande nividy zareo, de tonga ny mpampakatra, ary ze efa vonona de niara-nande tamin'azy ho akao amin'ny fagnasam-panambadena, ka niidy ny vavahady. \v 11 Rafa afaka zany de tonga iany kô reo virijiny sasagny ka niteny hoe: "Tompoko, Tompoko, mba vahao zahay". \v 12 Fa namaly izy ka niteny hoe: "Lazaiko marina aminareo, tsy mafantatra an'nareo za." \v 13 Kô no zany membena, fa tsy fantatrareo ny andro na ny ora.