\v 5 Ary raha tara ny mpampakatra, de rendremana izy daôly ka natory. \v 6 Fa tamin'ny sasak'alina de nisy niantso mafy hoe: "Indro, ny mpampakatra! mivoà mba hiaogna amin'azy."