\v 29 Ary raha vĂ´ afaka ny fahorena am'reo andro reo de ho maizigna ny masoandro, tsy hagnome ny hazavagny ny volana, hilatsaka avy aigny an-dagnitra ny kintana, ary hiozongozogna ny herin'ny lagnitra.