\c 24 \v 1 Nivôka ny tempoly Jesosy ary lasa nande. Nagnatona an'Azy reo mpianagny mbô hanorona an'Azy ny rafitry ny tempoly. \v 2 Nefa namaly Izy ary nikoragna tamin-jareo hoe: "Tsy hitanareo ma reo ra daôly reo? Lazaiko marina aminareo, tsisy vato ho tavela amin'ny raika hafa ze tsy ho ravàna.