\v 32 Anareo iany kô de nahafeno ny fahotan'reo razambenareo.\v 33 Anareo ry bibilava, anareo ry taranaky ny menarana, manakôry ma no handosiranareo ny fanamelohana ho any amin'ny helo?