\v 45 Raha Davida aza magnantso an'i Kristy hoe: 'Tompo,' de ino no ma-zanak'i Davida an'Azy? \v 46 Tsisy navaly an'Azy tamin'ny teny, ary tsisy ôla sahy nametra-pagnontanena hafa tsony nanomboko tamin'zany andro zany.