\v 23 Tamin-zay andro zay iany ny Sadoseo sasagny, reo ze nilaza fa tsisy fitsanganana amin'ny maty, nagnatona an'Azy. Nagnotany an'Azy izy reo,\v 24 nagnano hoe: "Ry mpampianatra, Mosesy nitare hoe: 'Raha maty ny ôla, tsy manan-janaka, de tokony hanambady ny vadiny ny ralàny ary hanan-janaka ho an'ny ralàny.