\v 35 Fa nosamborin'reo mpamboly vôloboka reo mpanompony, notarôny ny raika, novonoiny ny hafa, de mbôla notorahana vato ny hafa. \v 36 Ary mbôla, nandefa mpanompo hafa ndre le tompo-tany, maro no ny tamin'ny vôloany, fa nataon-jareo salan'zany iany kô.\v 37 Tafaran'zany, de nagniraka ny zanany lahitokana taigny am'reo ny tompon-tany,nilaza hoe: 'Hagnaja ny zanako zareo.'