\v 18 Ary nony ampôlakeka raha niverigna taigny an-tanàna Izy, de nôna. \v 19 Natazana aviavy taigny an-tsisin-dalana, de nagnatogna tegny Izy ary tsy natazagna na ino na ino takeo afa-tsy ny raviny. Ozy Izy tamin'azy hoe:"Ôka tsy hisy vô ntsony avy aminao mandrakizay, ary niaraka tam'zay de maigna le aviavy.