\v 4 Ary nitranga zany mba hatanteraka ze nambara tamin'ny alalan'ny mpaminany. Ozy Izy hoe: \v 5 "Ilazao ny zanaka vavin'i Ziona hoe:' Indro, ny Mpanjakanao magnatona an'nao, Magnetry tegna ary mitaingina boriky- zana-boriky làhy.'"