\v 1 Ary rafa navita reo teny reo Jesosy, niala taigny Galilia Izy, ary nakaigny amin'ny faritr'i Jodia ze taigny andafin'ny reniranon'ny Jordana. \v 2 Vahôka betsaka no nagnaraka an'Azy, ka nagnasitragna an'jareo taigny Izy.