\v 33 Avekeo Jesosy nilaza fagnoharana raika hafa. "Ny fanjakan'ny lagnitra de ôtran'ny lalivay ze nalain'ny vevavy raika ary nafangarony tamina lafarinina intelo famarana mandra-pibontsin'ny koba manontolo."