\v 13 Zany no antony hikoragnako amin-jareo amin'ny alalan'ny fagnoarana: Na de mijery aza zareo, de tsy mahita; ary na de mitaino aza zareo, de tsy maregny, na mafantatra. \v 14 Amin-jareo ny faminagnian'i Isaia no tanteraka, ze milaza hoe: "Rafa mitaino de handregny anareo, saingy tsy hafantatra miitsy; rafa mijery de hahita anareo, singy tsy hatakatra.