\v 41 Reo olon'i Ninive de hitsangana akeo amin'ny fitsarana miaraka amin'ity taranaka ity ary hanameloka izany. Fa nibebaka izy reo tamin'ny toritenin'i Jona, ary indro misy ôla geda noho Jona aketo.