\v 36 Lazaiko aminareo fa amin'ny andron'ny fitsarana de ho adinina amin'ny teny tsy vôhevitra nolazainy avy ny ôla. \v 37 Fa ny teninao no hagnamarinana anao , ary ny teninao ho hangamelohana anareo."