\v 8 Sitrano ny marary, atsangano ny maty, diovo reo boka, ary roaso reo demonia. Araka ny nazahônareo maimaimpôgna, de magnomeza fôgna kô maimaimpôgna.\v 9 Aza mitondra volamena, volafotsy, na varagna akao amin'ny kitapom-bolanareo. \v 10 Aza mitondra kitapom-batsy am'ze ombanareo, na fitafy hafa, na kiraro, na tehina, fa ny mpiasa de mendrika ahazo ny ahaniny.