\v 37 De ozy izy tamin'reo mpianany hoe: "Betsaka ny vokatra, fa reo mpiasa no vitsy. \v 38 Noho zany mivavĂ  malaky amin'ny Tompon'ny vokatra, mba andefasany mpiasa akaigny amin'ny vokatrany."