\v 18 Ary rafa tazagn'i Jesôsy ireo vahôka nagnodidigna an'Azy, de nagnome toromarika mba hialana ho aigny ampitan'ny ranomasina Galilia Izy. \v 19 Avy akeo ny mpanora-dalàgna raika nagnatogna an'Azy ary nitare hoe: "Ry mpampianatra, hagnaraka Anao zà na aiza na aiza andananao." \v 20 Ozy Jesôsy tam'azy hoe: "Ny amboahaolo manan-davaka,ary reo voron'ny lagnitra managna akanany,fa ny Zanak'Ôla tsy managna na aiza na aiza ampadreny ny lôny."