\v 14 Rafa niditra tao an-dragnon'i Petera Jesosy, de natazagna ny rafozam-bavin'i Petera nandry nararin'ny tazo Izy. \v 15 Nokasin'i Jesosy ny tagnany, ary niala tamin'azy ny tazo. De nitsangana izy ary nanomboka nandroso ahanina an'Azy.