\v 28 Ary rafa avy nagnambara reo teny reo Jesosy, gaga tamin'ny fampianarany reo vahôka, \v 29satria nampianatra an'azy reo ôtran'ôla ze managna fahefana Izy, fa tsy ôtran'ireo mpanora-dalànan-jareo.