\v 3 Fa rafa maneho fihantrana anareo, aza atao fantatrin'ny tagnanareo an-kavia ze ataon'ny tagnanareo an-kavanana, \v 4 ka mba homena mangingina ny fagnomezanareo. Avy akeo ny Rainareo ze maita amin'ny mangingina no hamaly soa anareo.