From ff15eeba557fb112b32eb77344c01fcb63da60bb Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Wed, 11 Mar 2020 09:30:10 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 26/47.txt | 2 +- 26/49.txt | 2 +- 26/51.txt | 2 +- 26/55.txt | 2 +- 26/57.txt | 2 +- 26/59.txt | 2 +- 26/67.txt | 2 +- 7 files changed, 7 insertions(+), 7 deletions(-) diff --git a/26/47.txt b/26/47.txt index 98871190..1af3e1e1 100644 --- a/26/47.txt +++ b/26/47.txt @@ -1 +1 @@ -\v 48 R\v 47 aha mbola nitare Izy, de tonga Jodasy raika tamin'reo roa ambefolo là. Nisy vahôka betsaka tonga niaraka taminy avy amin'ny leiben'ny mpisorogna syy reo loholona. Tonga niaraka tamin'ny hantsy be sy sabô zareo. Ary nagnome famantarana an'azy reo le leila hamadika an'i Jesosy, magnano hoe: "Ze horoko no Izy. Sambory Izy." \ No newline at end of file +\v 47 Raha mbola nitare Izy, de tonga Jodasy raika tamin'reo roa ambefolo là. Nisy vahôka betsaka tonga niaraka taminy avy amin'ny leiben'ny mpisorogna syy reo loholona. Tonga niaraka tamin'ny hantsy be sy sabô zareo.\v 48 Ary nagnome famantarana an'azy reo le leila hamadika an'i Jesosy, magnano hoe: "Ze horoko no Izy. Sambory Izy." \ No newline at end of file diff --git a/26/49.txt b/26/49.txt index 67f64bf0..36aaee6a 100644 --- a/26/49.txt +++ b/26/49.txt @@ -1 +1 @@ -\v 49 \v 50 Teo no eo iany de nagnantona an'i Jesosy izy ary nitare hoe: "Finaritra, Raby ô!" Ary nanoroka an'Azy izy. Ozy Jesosy taminy hoe: "Ry sakaiza, atôvo ze nalehanao aketo." Avy akeo tonga izy reo ary naninjitra tagnana tamin'i Jesosy, ary nisambotra an'Azy. \ No newline at end of file +\v 49 Teo no eo iany de nagnantona an'i Jesosy izy ary nitare hoe: "Finaritra, Raby ô!" Ary nanoroka an'Azy izy.\v 50 Ozy Jesosy taminy hoe: "Ry sakaiza, atôvo ze nalehanao aketo." Avy akeo tonga izy reo ary naninjitra tagnana tamin'i Jesosy, ary nisambotra an'Azy. \ No newline at end of file diff --git a/26/51.txt b/26/51.txt index c459fc2c..924fbddc 100644 --- a/26/51.txt +++ b/26/51.txt @@ -1 +1 @@ -\v 51 \v 52 \v 53 \v 54 Indro ny raika tamin'reo niaraka tamin'i Jesosy naninjitra ny tagnany, nanatsoaka ny antsiny ary nikapa ny mpanompon'ny mpisoronabe, ary nahafaka ny sofiny. Avy akeo ozy Jesosy taminy hoe: "Averegno amin'ny tôrany ny antsinao, fa reo ze mandray antsy de vonona amin'ny antsy. Mieritreritra ma anareo fa tsy afaka magnantso ny Raiko Za, ary Izy de afaka mandefa no Anà tafik'anjely miôtra no ny roa ambefolo? Fa ato akôry zany no hahatanteraka ny Saratra Masina, ze milaza fa tsy maintsy hitranga izany?" \ No newline at end of file +\v 51 Indro ny raika tamin'reo niaraka tamin'i Jesosy naninjitra ny tagnany, nanatsoaka ny antsiny ary nikapa ny mpanompon'ny mpisoronabe, ary nahafaka ny sofiny. \v 52 Avy akeo ozy Jesosy taminy hoe: "Averegno amin'ny tôrany ny antsinao, fa reo ze mandray antsy de vonona amin'ny antsy.\v 53 Mieritreritra ma anareo fa tsy afaka magnantso ny Raiko Za, ary Izy de afaka mandefa no Anà tafik'anjely miôtra no ny roa ambefolo? \v 54 Fa ato akôry zany no hahatanteraka ny Saratra Masina, ze milaza fa tsy maintsy hitranga izany?" \ No newline at end of file diff --git a/26/55.txt b/26/55.txt index c9db248e..3453d049 100644 --- a/26/55.txt +++ b/26/55.txt @@ -1 +1 @@ -\v 55 \v 56 Tamin'zany andro zany Jesosy nitare tamin'ny vahôka hoe: "Tonga miaraka amin'ny antsy be sy sabô hisambotra an'Anà salan'ny jiolà ma anareo? Isan'andro de nipetraka nampianatra takeo amin'ny tempoly Za, fa tsy nosamborinareo. Fa zany daôly zany de nibôgna mba hahatanteraka ze vôsoratr'reo mpaminagny." Avy akeo niala an'Azy reo ny mpianatra daôly ka nilefa. \ No newline at end of file +\v 55 Tamin'zany andro zany Jesosy nitare tamin'ny vahôka hoe: "Tonga miaraka amin'ny antsy be sy sabô hisambotra an'Anà salan'ny jiolà ma anareo? Isan'andro de nipetraka nampianatra takeo amin'ny tempoly Za, fa tsy nosamborinareo. \v 56 Fa zany daôly zany de nibôgna mba hahatanteraka ze vôsoratr'reo mpaminagny." Avy akeo niala an'Azy reo ny mpianatra daôly ka nilefa. \ No newline at end of file diff --git a/26/57.txt b/26/57.txt index 00408d26..f24d632d 100644 --- a/26/57.txt +++ b/26/57.txt @@ -1 +1 @@ -\v 57 \v 58 Ndesin'reo nisambotra an'Azy taigny amin'i Kaiafa mpisoronabe Jesosy, ze nivorian'reo mpanora-dalàna sy loholona. Fa Petera nagnaraka an'Azy avy aigny alavitra nankaigny amin'ny kianjan'ny mpisoronabe. Niditra takao agnatiny izy ary nentotra niaraka tamin'reo mpiandry raraha mba hahita ze hefarany. \ No newline at end of file +\v 57 Ndesin'reo nisambotra an'Azy taigny amin'i Kaiafa mpisoronabe Jesosy, ze nivorian'reo mpanora-dalàna sy loholona. \v 58 Fa Petera nagnaraka an'Azy avy aigny alavitra nankaigny amin'ny kianjan'ny mpisoronabe. Niditra takao agnatiny izy ary nentotra niaraka tamin'reo mpiandry raraha mba hahita ze hefarany. \ No newline at end of file diff --git a/26/59.txt b/26/59.txt index d9e885a6..8efe2572 100644 --- a/26/59.txt +++ b/26/59.txt @@ -1 +1 @@ -\v 59 \v 60 \v 61 Ary reo leiben'ny mpisorogna sy reo Synedriona daôly de nitsikaraka fempangana tsy marina mba handotogna an'i Jesosy, mba mety afahan'jareo momono an'Azy. Tsy naita na ino na ino zareo, na de nisy mpijoro vavolombelona betsaka tsy marina tonga aza takeo. Ary kelikely avy akeo de nisy roey tonga nagnantogna takeo ary nitare hoe: "Io leila io de nitare hoe: "Afaka mandrava ny Tempolin'Andriamanitra Za ary manangana izany ndre ao agnatiny telo andro." \ No newline at end of file +\v 59 Ary reo leiben'ny mpisorogna sy reo Synedriona daôly de nitsikaraka fempangana tsy marina mba handotogna an'i Jesosy, mba mety afahan'jareo momono an'Azy. \v 60 Tsy naita na ino na ino zareo, na de nisy mpijoro vavolombelona betsaka tsy marina tonga aza takeo. Ary kelikely avy akeo de nisy roey tonga nagnantogna takeo \v 61 ary nitare hoe: "Io leila io de nitare hoe: "Afaka mandrava ny Tempolin'Andriamanitra Za ary manangana izany ndre ao agnatiny telo andro." \ No newline at end of file diff --git a/26/67.txt b/26/67.txt index 92b4ec8c..100264b3 100644 --- a/26/67.txt +++ b/26/67.txt @@ -1 +1 @@ -Avy akeo izy reo nandrora ny tareny sy nitaroka an'Azy, ary namely tefaka an'Azy, ary nagnano hoe: "Maminagnia aminay, ry Kristy. Iza no namely Anao?" \ No newline at end of file +\v 67 \v 68 Avy akeo izy reo nandrora ny tareny sy nitaroka an'Azy, ary namely tefaka an'Azy, ary nagnano hoe: "Maminagnia aminay, ry Kristy. Iza no namely Anao?" \ No newline at end of file