auto save
This commit is contained in:
parent
81882a7a5c
commit
fd42e87283
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary ra mbôla izy nisaintsaigna mikasika reo ra reo iny, de niseo taminazy tamin'ny nofy ny anjelin'ny Tompo, magnano hoe: "Josefa, zanaa lain'i Davida, aza matatra ny hanam-bady an'i Maria ho vadinao, satria ilay raika ze notorotoronina akao agnatiny de ny Fanahy Masina no nampitôtra anazy. Hiteraka zaza lahy izy, ary enao hiantso ny anarany hoe: Jesôsy,fa IZy no hamonjy ny olony
|
||||
Ary ra mbôla izy nisaintsaigna mikasika reo ra reo iny, de niseo taminazy tamin'ny nofy ny anjelin'ny Tompo, magnano hoe: "Josefa, zanaa lain'i Davida, aza matatra ny hanam-bady an'i Maria ho vadinao, satria ilay raika ze notorotoronina akao agnatiny de ny Fanahy Masina no nampitôtra anazy. Hiteraka zaza lahy izy, ary enao hiantso ny anarany hoe: Jesôsy,fa IZy no hamonjy ny olony hiala amin'ny fahotan- jareo."
|
Loading…
Reference in New Issue