diff --git a/25/34.txt b/25/34.txt index 918b1fdd..80aea3f2 100644 --- a/25/34.txt +++ b/25/34.txt @@ -1 +1 @@ -Ary ny mpanjaka hiteny am'reo ze akeo an-tagnana ankavanany hoe: 'Ave, anareo ze notahin'ny Raiko, mandovà ny fanjakana ze efa vôhomagna ho an'nareo hatrize nagnorenana an'zao tontolo zao. Fa nôna Za de namenareo hanina; nangetaheta Za de namenareo ho sotroina; nivainy Za de nampandrosoinareo; niboridagna Za de nampitafinareo; narary Za nokarakarainareo; ary taigny am-ponja Za de nakany \ No newline at end of file +Ary ny mpanjaka hiteny am'reo ze akeo an-tagnana ankavanany hoe: 'Ave, anareo ze notahin'ny Raiko, mandovà ny fanjakana ze efa vôhomagna ho an'nareo hatrize nagnorenana an'zao tontolo zao. Fa nôna Za de namenareo hanina; nangetaheta Za de namenareo ho sotroina; nivainy Za de nampandrosoinareo; niboridagna Za de nampitafinareo; narary Za nokarakarainareo; ary taigny am-ponja Za de nakany Aminà nareo.' \ No newline at end of file diff --git a/25/37.txt b/25/37.txt new file mode 100644 index 00000000..09e0d5be --- /dev/null +++ b/25/37.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ary reo marina de hamaly sy hiteny hoe: 'Tompo, \ No newline at end of file