auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-20 20:16:49 +03:00 committed by root
parent 0f0a1a773d
commit fb6d808b16
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tam'zany andro zany Jesosy nande nivôka ny tragno ary nipetraka takeo amoron'ny ranomasina. Nisy vahôka betsaka nitangorona nagnodidina an'Azy, ka de niditra takao an-tsambokely Izy ary nipetraka takao am'zany, raha nitsangana takeo amoron-dranomasina kosa ny vahôka daôly.
\v 1 \v 2 Tam'zany andro zany Jesosy nande nivôka ny tragno ary nipetraka takeo amoron'ny ranomasina. Nisy vahôka betsaka nitangorona nagnodidina an'Azy, ka de niditra takao an-tsambokely Izy ary nipetraka takao am'zany, raha nitsangana takeo amoron-dranomasina kosa ny vahôka daôly.

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo Jesosy nilaza ra betsaka tamin-jareo tamin'ny alalan'ny fagnoarana. Ozy hoe: "Indro, nisy mpamboly raika nande nivôka hamafy voa. Raha izy namafy igny, de nisy voa sasany latsaka taigny amoron-dalana, ary avy reo vorogna ka ninana an-jareo. Reo voa hafa ndre de latsaka taigny amin'ny tany be vato,ze tsy nahazo nofon-tany tsara. Avy hatraigny
\v 3 \v 4 \v 5 \v 6 Avy akeo Jesosy nilaza ra betsaka tamin-jareo tamin'ny alalan'ny fagnoarana. Ozy hoe: "Indro, nisy mpamboly raika nande nivôka hamafy voa. Raha izy namafy igny, de nisy voa sasany latsaka taigny amoron-dalana, ary avy reo vorogna ka ninana an-jareo. Reo voa hafa ndre de latsaka taigny amin'ny tany be vato,ze tsy nahazo nofon-tany tsara. Avy hatraigny de naniry reo, satria tsy laligna ny tany