auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 15:05:20 +08:00 committed by root
parent 178701808e
commit f985134b59
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 35 Nande nitety reo tanan-deibe sy reo ta nàna daôly Jesosy. Nanohy nampianatra taigny amin'reo synagogan-jareo Izy, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana, ary nagnasitragna reo karazan'aretina daôly sy reo karazagna fararena daôly. \v 36 Rafa natazagna reo vahôka Izy, de nagnana fangoram-po tamin'reo, satria nisalasala sy kivy zareo. Ôtrany ny ondry tsy misy mpikarakara zareo.
\v 35 Nande nitety reo tanan-deibe sy reo ta nàna daôly Jesosy. Nanohy nampianatra taigny amin'reo synagogan-jareo Izy, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana, ary nagnasitragna reo karazan'aretina daôly sy reo karazagna fararena daôly. \v 36 Rafa natazagna reo vahôka Izy, de nanagna fangoram-po tamin-jareo, satria nisalasala sy kivy zareo. Ôtrany ny ondry tsy misy mpikarakara zareo.