auto save
This commit is contained in:
parent
0289ee526e
commit
f7a4b4652b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
No zany ny fanjakan'ny lagnitra de sala amin'ny mpanjaka raika ze te hifandamigna ara-bola miaraka am'reo mpiasany. Ra vô nanomboka ny fandamignana izy, de nisy mpiasa raika nentina takeo aminazy ze nagnana fômba
|
||||
No zany ny fanjakan'ny lagnitra de sala amin'ny mpanjaka raika ze te hifandamigna ara-bola miaraka am'reo mpiasany. Ra vô nanomboka ny fandamignana izy, de nisy mpiasa raika nentina takeo aminazy ze nanagnany talenta ray alina. Nefa satre tsy nagnan fomba handoavana an'zany izy , de nandidy ny hamarotana azy ny tompony, miaraka amin'ny vadiny sy reo zagnany ary ze hanagnany rehetra, ka ho vita ny fandoavan-trô
|
Loading…
Reference in New Issue