diff --git a/03/04.txt b/03/04.txt new file mode 100644 index 00000000..34e7a74b --- /dev/null +++ b/03/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 4 Ary Jaona nitafy volon-drameva sy nagnano fekibo hoditra tamin'ny andilagny. Valala sy tintely remby no nataony fohanina. \v 5 Ary Jerosalema, Jodia manontolo, sy ny faritra daôly magnodidigna ny reniranon'i Jordana de nagnantogna an'azy.\v 6 Nataony batisa taigny amin'ny reniranon'i Jordana zareo, rafa nagneky ny fahotany. \ No newline at end of file diff --git a/03/07.txt b/03/07.txt new file mode 100644 index 00000000..2abc1b6c --- /dev/null +++ b/03/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 7 Fa nony natazagna reo Fariseo sy Sadiseo maro ngnantogna an'azy mbô atao batisa izy, de ozy tamin-jareo hoe: "Ry taranaka menaragna feno pozina, iza no nampitandrina an'nareo hilefa ny fahatezerana ho avy? \v 8 Mamoaza voa mendrika ny fibebana. \v 9 Ary aza misaina ny hilaza anakam-po hoe: "Managna an'i Abrahama ho rainay zahay." Fa lazaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zanaka ho an'i Abrahama na de avy am'reto vato reto aza. \ No newline at end of file diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt new file mode 100644 index 00000000..e8930a90 --- /dev/null +++ b/03/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 10 De avy reo mpianatra ary niteny an'i Jesosy hoe: "Nagnino Anao no mikoragna am'reo vahôka amin'ny alalan'ny fagnoharana?" \v 11 Namaly Jesosy ary niteny an-jareo hoe: "Anareo no namena tombony hafantatra reo zava-miafin'ny fanjakan'ny lagnitra, fa ho an-jareo de tsy namena an'zany.\v 12 Satria n'iza n'iza managna, de ho betsaka kokoa aza no amena an'azy. Fa n'iza n'iza kosa tsy managna, na ze anagnany aza alàna amin'azy. \ No newline at end of file diff --git a/03/13.txt b/03/13.txt new file mode 100644 index 00000000..911e9501 --- /dev/null +++ b/03/13.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 13 Avy akeo Jesosy avy taigny Galilia ka tonga takeo amin'ny reniranon'i Jordana mbô hataon'i Jaona batisa.\v 14 Nefa i Jaona de niezaka nanakana an'Azy, magnano hoe: "Za no tokony ataonao batisa, nefa Anao ndre ma no magnantona anà?" \v 15 Jesosy namaly ary nitare tamin'azy hoe: "Ekeo zany am'zao fotôna zao, fa zao no manjary amin-tsika hatanteraka ny fahamarinana daôly." Avy akeo Jaona naneky an'Azy. \ No newline at end of file diff --git a/03/16.txt b/03/16.txt new file mode 100644 index 00000000..40f73564 --- /dev/null +++ b/03/16.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 16 Nony vita batisa Izy, de nitsangana avy tao agnaty rano avy hatrainy Jesosy, ary indro, nisokatra tamin'Azy ny lagnitra. Tazany ny Fanahin'Andriamanitra nidigna salan'ny voromelala ary nankeo amboniny. \v 17 Ary indro, nisy feo avy aigny an-dagnitra nagnano hoe: "Ty no Zanako malalako. Ze sitrako ndrindra." \ No newline at end of file