auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-09 15:02:40 +08:00 committed by root
parent a691f84386
commit f62a9a01c6
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ozy zareo taminy hoe; "Naona zany Mosesy no mandidy anay hagnome taratasy fagnamarignam-pisaragna ary avy akeo hampody an'azy?" Ozy Izy tamin'reo hoe: "Fa ny hamafisam-pognareo no namelan'i Mosesy anareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny volony de tsy zany no fomba. Lazaiko anareo, na iza na
Ozy zareo taminy hoe; "Naona zany Mosesy no mandidy anay hagnome taratasy fagnamarignam-pisaragna ary avy akeo hampody an'azy?" Ozy Izy tamin'reo hoe: "Fa ny hamafisam-pognareo no namelan'i Mosesy anareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny volony de tsy zany no fomba. Lazaiko anareo, na iza na iza misaraka amin'ny vadiny, afa-tay nony fijangajangana, ka manambady hafa, de manitsakitsa-bady; ary ny leila manambady vevavy ze efa nisara-bady de mijangajanga."

1
19/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Reo mpianatra nitare tamin'i Jesosy ho