auto save
This commit is contained in:
parent
e12b1f94a8
commit
f5d253b1a1
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 38 Nisy jolahy roa nofantsina niaraka taminy, ny raika teo ankavanany ary raika teo ankavia. \v 39 Reo ze nandalo de nanevateva an'Azy, nanivingivigna ny lon'jareo \v 40 ary nagnano hoe: "Enao ze handrava ny tempoly ary hanambotra zany indray akao agnatin'ny telo andro, vonjeo ny tegnanao! Rafa Enao no Zanak'Andriamanitra, midina avy eny amin'ny hazofijaliana!"
|
||||
\v 38 Nisy jolahy roa nofantsina niaraka taminy, ny raika teo ankavanany ary raika teo ankavia. \v 39 Reo ze nandalo de nanevateva an'Azy, nanivingivigna ny lôn'jareo \v 40ary nagnano hoe: "Enao ze handrava ny tempoly ary hanambôtra zany indray akao agnatin'ny telo andro, vonjeo ny tegnanao! Raha Enao no Zanak'Andriamanitra, midina avy eny amin'ny hazofijaliana!"
|
Loading…
Reference in New Issue